|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitono aina |
| Singan-teny | 2mitono, 3aina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5minia manao an-kasahiana ny zavatra mety hahafaty; tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to risk one's life, to make life as worthless as a lost nail..
[1.2] 7to risk one's life. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8risquer sa vie.
[1.8] |
| Ohatra |
9 Kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany.
[2.324]
|
| Tovy hevitra | 10manao aina tsy ho zavatra, mivarotra aina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|